Fampidirana amin’ny teny malagasy

English Elefen
Ny Lingua Franca Nova (“Elefen”) dia fiteny natao ho tsotra indrindra sy tsy miovaova ary mora ianarana ho an’ ny fifandraisana iraisam-pirenena. Manana toetra tsara maromaro izy io: Lingua Franca Nova (“elefen”) es un lingua desiniada per es vera simple, coerente, e fasil aprendeda, per comunica internasional. Lo ave cualias diversa:
1. Voafetra ny isan’ ny feon-teny. Mitovitovy amin’ ny fiteny italiana na espaniôla ny feony. 1. Lo ave un cuantia limitada de fonemes. Lo sona simil a italian o espaniol.
2. Soratana amin’ ny litera iray ny feo iray. Tsy misy ankizy tokony handany taona maro amin’ ny fianarana ny zavatra tsy manara-dalàna. 2. Lo es scriveda como lo sona. No enfante debe perde multe anios en studia esetas.
3. Manana fitsipi-pitenenana manara-dalàna tanteraka izy io, mitovitovy amin’ ny fiteny kreôla maneran-tany. 3. Lo ave un gramatica vera simple e coerente, simil a la creoles de la mundo.
4. Manana andiana tsirinteny mamokatra voafetra isa manara-dalàna tanteraka ho an’ny fampisampanan-teny mahazatra izy. 4. Lo ave un grupo limitada e tota coerente de afisas produinte per crea parolas nova.
5. Misy fitsipika voafaritra tsara momba ny filaharan’ny teny, mifanaraka amin’ny fiteny lehibe maro. 5. Lo ave regulas bon definida per la ordina de parolas, como multe linguas major.
6. Mifototra mafy amin’ny fiteny rômanina môderina ny voambolany. Ireo fiteny ireo dia miely patrana sy manan-piantraikany, ary nandray anjara amin’ny ampahany lehibe amin’ ny voambolana anglisy. 6. Lo ave un lista de parolas fundida en la linguas romanica moderna. Esta linguas es comun e influosa, e ia contribui la parte major de parolas engles.
7. Natao hanaiky hoazy ny teny teknika vaovao avy amin’ny fiteny latinina sy grika izy, izay “fenitra maneran-tany”. 7. Lo es desiniada per aseta natural la parolas tecnical de latina e elenica, comun tra la mundo.
8. Natao ho toa “voajanahary” ho an’ireo zatra ny fiteny rômanina izy, nefa tsy sarotra amin’ny hafa ny hianatra azy. 8. Lo es desiniada per apare “natural” per los ci comprende la linguas romanica, ma lo no es min fasil per otras.
Manantena izahay fa tianao ny Elefen! Nos espera ce tu va gusta elefen!

Traduida par Thelezifor.

Esta paje es presentada con la lisensa CC Attribution-Share Alike 4.0 International.
Lo ia es automatada jenerada de la paje corespondente en la Vici de Elefen a 29 marto 2024 (18:00 UTC).